11 Ary ny mpaminany rehetra naminany toy izao koa hoe: Mandehana ho any Ramota-gileada, dia hambinina ianao; fa hotolotr'i Jehovah eo an-tananao izy, ry mpanjaka.
Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 18
Jereo 2 Tantara 18:11 amin'ny teny manodidina.