2 Tantara 18:12 MG1865

12 Ary ilay iraka izay nandeha naka an'i Mikaia niteny taminy hoe: Indro. fa efa iray teny avokoa izao ny mpaminany, ka samy milaza soa ho an'ny mpanjaka: masìna ianao, aoka re ny teninao mba ho tahaka ny an'ny anankiray amin'ireo, ka mba mitenena soa koa.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 18

Jereo 2 Tantara 18:12 amin'ny teny manodidina.