2 Tantara 18:19 MG1865

19 Ary hoy Jehovah: Iza no hitaona an'i Ahaba, mpanjakan'ny Isiraely, handeha ho any Ramota-gileada ka ho lavo any? Ary ny anankiray niteny toy izao, ary ny anankiray kosa niteny toy izao.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 18

Jereo 2 Tantara 18:19 amin'ny teny manodidina.