2 Tantara 18:20 MG1865

20 Dia nandroso ny fanahy ka nitsangana teo anatrehan'i Jehovah ary nanao hoe: Izaho no hitaona azy. Ary hoy Jehovah taminy: Amin'inona anefa?

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 18

Jereo 2 Tantara 18:20 amin'ny teny manodidina.