2 Tantara 18:21 MG1865

21 Dia hoy izy: Hivoaka aho ka ho tonga fanahy mandainga ao am-bavan'ny mpaminaniny rehetra. Dia hoy indray Jehovah: Ho voataonanao ihany izy, ka hahatanteraka ianao; mivoaka ary, ka ataovy izany.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 18

Jereo 2 Tantara 18:21 amin'ny teny manodidina.