2 Tantara 18:22 MG1865

22 Koa, indro, Jehovah efa nanisy fanahy mandainga ao am-bavan'ireto mpaminaninao ireto, ary Izy koa efa nilaza ny loza hanjo anao.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 18

Jereo 2 Tantara 18:22 amin'ny teny manodidina.