2 Tantara 18:23 MG1865

23 Fa Zedekia, zanak'i Kenana, nanatona, dia namely ny takolak'i Mikaia sady nanao hoe: Taiza no lalana nialan'ny Fanahin'i Jehovah tamiko hiteny aminao?

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 18

Jereo 2 Tantara 18:23 amin'ny teny manodidina.