2 Tantara 18:30 MG1865

30 Fa ny mpanjakan'i Syria efa nandidy Ireo komandin'ny kalesiny nanao hoe: Aza miady na amin'ny kely na amin'ny lehibe, afa-tsy amin'ny mpanjakan'ny Isiraely ihany.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 18

Jereo 2 Tantara 18:30 amin'ny teny manodidina.