2 Tantara 18:31 MG1865

31 Ary nony nahita an'i Josafata ireo komandin'ny kalesy, dia hoy izy: Iny mihitsy no mpanjakan'ny Isiraely. Dia nohodidininy hasiany izy, ka dia niantsoantso Josafata, ary Jehovah namonjy azy; eny, Andriamanitra nampiala ireo teo aminy;

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 18

Jereo 2 Tantara 18:31 amin'ny teny manodidina.