2 Tantara 20:17 MG1865

17 Tsy ianareo anefa no hiady amin'ity; mijanòna tsara, fa ho hitanareo ny hamonjen'i Jehovah anareo, ry Joda sy Jerosalema. Aza matahotra na mivadi-po, fa rahampitso dia mivoaha hiady aminy; fa Jehovah no momba anareo.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 20

Jereo 2 Tantara 20:17 amin'ny teny manodidina.