2 Tantara 20:18 MG1865

18 Dia niankohoka tamin'ny tany Josafata; ary ny Joda sy ny mponina rehetra tany Jerosalema niankohoka teo anatrehan'i Jehovah koa ka nivavaka.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 20

Jereo 2 Tantara 20:18 amin'ny teny manodidina.