2 Tantara 20:19 MG1865

19 Dia nitsangana ny Levita, taranaky ny Kehatita sy taranaky ny Koraita, mba hidera an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, tamin'ny feo mahery indrindra.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 20

Jereo 2 Tantara 20:19 amin'ny teny manodidina.