2 Tantara 20:2 MG1865

2 Ary nisy tonga ka nanambara tamin'i Josafata hoe: Indreo, misy olona betsaka avy any an-dafin'ny ranomasina, dia avy any Syria, ho avy hiady aminao; ary indreo izy ao Hazezon-tamara (Enjedy izany).

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 20

Jereo 2 Tantara 20:2 amin'ny teny manodidina.