2 Tantara 20:21 MG1865

21 Ary rehefa niara-nihevitra tamin'ny olona izy, dia nanendry mpihira ho an'i Jehovah hidera amin'ny fihaingoana masina, raha mivoaka eo anoloan'ny olona efa voaomana hiady, ka hanao hoe: Miderà an'i Jehovah, fa mandrakizay ny famindram-pony.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 20

Jereo 2 Tantara 20:21 amin'ny teny manodidina.