2 Tantara 20:22 MG1865

22 Ary raha vao nanomboka nihoby sy nidera ireo, dia nasian'i Jehovah otrika hamely ny taranak'i Amona sy Moaba sy ny avy any an-tendrombohitra Seira, izay avy hamely ny Joda, ka dia resy ireo.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 20

Jereo 2 Tantara 20:22 amin'ny teny manodidina.