2 Tantara 20:23 MG1865

23 Dia nitsangana ny taranak'i Amona sy Moaba namely ny avy any an-tendrombohitra Seira ka namono sy nandringana azy; ary nony voaringany ny mponina tany Seira, dia nifandringana kosa izy samy izy ihany.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 20

Jereo 2 Tantara 20:23 amin'ny teny manodidina.