2 Tantara 20:24 MG1865

24 Ary nony tonga teo amin'ilay fitazanana any an-efitra ny Joda, dia nijery ireo olona betsaka ireo izy, koa, indreo, nisy faty niampatrampatra tamin'ny tany, fa tsy nisy afa-nandositra.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 20

Jereo 2 Tantara 20:24 amin'ny teny manodidina.