2 Tantara 20:25 MG1865

25 Ary avy hamabo azy Josafata sy ny vahoakany, dia nahita harena betsaka sy faty ary fanaka sarobidy teo izy, ka dia namabo mihoatra noho izay zakany ho entina; ary hateloana no nanangonany ny babo, fa be dia be ireny.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 20

Jereo 2 Tantara 20:25 amin'ny teny manodidina.