2 Tantara 20:34 MG1865

34 Ary ny tantaran'i Josafata sisa, na ny voalohany na ny farany, indro, efa voasoratra ao amin'ny tenin'i Jeho, zanak'i Hanany, izay nakambana ao amin'ny bokin'ny mpanjakan'ny Isiraely, izany.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 20

Jereo 2 Tantara 20:34 amin'ny teny manodidina.