2 Tantara 20:35 MG1865

35 Nefa nony afaka izany, Josafata, mpanjakan'ny Joda, nikambana tamin'i Ahazia, mpanjakan'ny Isiraely, izay nanao ratsy;

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 20

Jereo 2 Tantara 20:35 amin'ny teny manodidina.