2 Tantara 20:6 MG1865

6 ka nanao hoe: Ry Jehovah ô, Andriamanitry ny razanay, tsy Hianao va no Andriamanitra any an-danitra? Eny, Hianao no manapaka amin'ny fanjakan'ny jentilisa rehetra, ary eo an-tananao ny hery sy ny fahefana, ka tsy misy mahasakana Anao.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 20

Jereo 2 Tantara 20:6 amin'ny teny manodidina.