2 Tantara 20:7 MG1865

7 Ry Andriamanitray ô, tsy Hianao va no nandroaka ny mponina tamin'ity tany ity hiala teo anoloan'ny Isiraely olonao ka nanome azy mandrakizay ho an'ny taranak'i Abrahama sakaizanao?

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 20

Jereo 2 Tantara 20:7 amin'ny teny manodidina.