2 Tantara 21:10 MG1865

10 Nefa ny Edomita mbola niodina ka tsy nanoa ny Joda ihany ambaraka androany. Ary tamin'izany andro izany Libna koa niodina tsy nety nanoa an'i Jehorama, satria efa nahafoy an'i Jehovah, Andriamanitra ny razany, izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 21

Jereo 2 Tantara 21:10 amin'ny teny manodidina.