2 Tantara 21:11 MG1865

11 Ary nanao fitoerana avo teny an-tendrombohitr'i Joda koa izy sady nampijangajanga ny mponina tany Jerosalema ary nitaona ny Joda mangingina hanao izany.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 21

Jereo 2 Tantara 21:11 amin'ny teny manodidina.