2 Tantara 21:2 MG1865

2 Ary nanan-drahalahy, zanak'i Josafata, koa izy, dia Azaria sy Jehiela sy Zakaria sy Azaria sy Mikaela ary Sefatia; ireo rehetra ireo no zanak'i Josafata, mpanjakan'ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 21

Jereo 2 Tantara 21:2 amin'ny teny manodidina.