2 Tantara 21:20 MG1865

20 Roa amby telo-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary valo taona no nanjakany tany Jerosalema; koa lasa tsy nisy nalahelo azy izy. Ary nalevina tao an-Tanànan'i Davida ihany izy, nefa tsy mba tao amin'ny fasan'ny mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 21

Jereo 2 Tantara 21:20 amin'ny teny manodidina.