2 Tantara 23:1 MG1865

1 Ary tamin'ny taona fahafito Joiada nitombo hery ka nanao fanekena tamin'ny mpifehy zato, dia Azaria, zanak'i Jerohama, sy Isimaela, zanak'i Johanana, sy Azaria, zanak'i Obeda, sy Mahaseia, zanak'i Adaia, ary Elisafata, zanak'1 Zikry.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 23

Jereo 2 Tantara 23:1 amin'ny teny manodidina.