2 Tantara 23:2 MG1865

2 Ary nitety an'i Joda Ireo ka namory ny Levita avy tany amin'ny tanànan'ny Joda rehetra sy ny lohan'ny fianakaviana tamin'ny Isiraely, dia tonga tany Jerosalema ireo.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 23

Jereo 2 Tantara 23:2 amin'ny teny manodidina.