2 Tantara 23:10 MG1865

10 Ary ny vahoaka rehetra dia nalahany, samy nitana ny fiadiany avy hanodidina ny mpanjaka hatramin'ny lafiny ankavavan'ny trano ka hatramin'ny lafiny ankavia, hatramin'ny alitara ka hatramin'ny trano.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 23

Jereo 2 Tantara 23:10 amin'ny teny manodidina.