2 Tantara 23:9 MG1865

9 Ary nomen'i Joiada mpisorona ho an'ny mpifehy zato ny lefona sy ny ampinga kely sy ny ampinga lehibe, izay an'i Davida mpanjaka ka tao an-tranon'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 23

Jereo 2 Tantara 23:9 amin'ny teny manodidina.