2 Tantara 25:11 MG1865

11 Ary Amazia nitombo hery, dia nitarika ny vahoakany ka nankany amin'ny Lohasahan-tsira, ary nahafaty iray alina tamin'ny taranak'i Seira izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 25

Jereo 2 Tantara 25:11 amin'ny teny manodidina.