2 Tantara 25:12 MG1865

12 Ary ny iray alina sisa nataon'ny taranak'i Joda sambo-belona, dia nentiny teo an-tampon'ny hantsam-bato ary navariny teo, ka montsamontsana izy rehetra.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 25

Jereo 2 Tantara 25:12 amin'ny teny manodidina.