2 Tantara 25:26 MG1865

26 Ary ny tantaran'i Amazia sisa, na ny voalohany na ny farany, indro, tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny mpanjakan'ny Joda sy ny Isiraely va izany?

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 25

Jereo 2 Tantara 25:26 amin'ny teny manodidina.