2 Tantara 25:27 MG1865

27 Ary hatramin'ny andro nihemoran'i Amazia tsy nanaraka an'i Jehovah dia niodina taminy tany Jerosalema ny olona, ka dia nandositra nankany Lakisy izy; fa naniraka nanaraka azy tany ny olona ka namono azy tany.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 25

Jereo 2 Tantara 25:27 amin'ny teny manodidina.