2 Tantara 26:10 MG1865

10 Ary nanao tilikambo tany an-efitra koa izy sady nihady lavaka maro ho famorian-drano; fa izy nanana omby aman'ondry betsaka teny an-tany lemaka sy teny an-tanety ary mpiasa koa sy mpamboatra tanim-boaloboka teny an-tendrombohitra sy teny Karmela koa; fa tia asa tany izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 26

Jereo 2 Tantara 26:10 amin'ny teny manodidina.