2 Tantara 26:11 MG1865

11 Ary Ozia nanana miaramila maro, izay nanao antokony handeha hanafika, dia araka ny isany izay nandaminan'i Jeiela mpanoratra sy Mahaseia mpifehy azy, ka nofehezin'i Hanania, anankiray tamin'ny komandy voatendrin'ny mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 26

Jereo 2 Tantara 26:11 amin'ny teny manodidina.