2 Tantara 26:19 MG1865

19 Dia nisafoaka Ozia, ary nisy lovia teny an-tànany handoroany ditin-kazo manitra; koa raha mbola nisafoaka tamin'ny mpisorona izy, dia nisy habokana nipoitra tamin'ny handriny teo anatrehan'ny mpisorona tao an-tranon'i Jehovah, tanilan'ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 26

Jereo 2 Tantara 26:19 amin'ny teny manodidina.