2 Tantara 26:20 MG1865

20 Ary Azaria mpisoronabe sy ny mpisorona rehetra dia nanatrika nijery azy, ka, indro, boka ny handriny; dia noroahiny hiala teo izy; nefa ny tenany dia mba nivoaka faingana ihany koa, satria Jehovah efa namely azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 26

Jereo 2 Tantara 26:20 amin'ny teny manodidina.