2 Tantara 26:21 MG1865

21 Ary Ozia mpanjaka dia boka ambara-pahafatiny ka nitoetra tao an-trano mitokana, satria tsy nahazo niditra tao an-tranon'i Jehovah intsony izy. Ka dia Jotama zanany no nanapaka tao an-dapa sady nitsara ny vahoaka.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 26

Jereo 2 Tantara 26:21 amin'ny teny manodidina.