2 Tantara 26:23 MG1865

23 Ary Ozia lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao amin'ny razany tao an-tsaha fandevenana izay an'ny mpanjaka, satria hoy ny olona: Boka izy. Ary Jotama zanany no nanjaka nandimby azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 26

Jereo 2 Tantara 26:23 amin'ny teny manodidina.