2 Tantara 27:1 MG1865

1 Dimy amby roa-polo taona Jotama, fony izy vao nanjaka, ary enina ambin'ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Jerosa, zanakavavin'i Zadoka.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 27

Jereo 2 Tantara 27:1 amin'ny teny manodidina.