2 Tantara 28:3 MG1865

3 Ary nandoro ditin-kazo manitra tao amin'ny lohasahan'ny taranak'i Hinoma koa izy, ary ny zanany dia nodorany tamin'ny afo, araka ny fahavetavetan'ny jentilisa izay noroahin'i Jehovah tsy ho eo anoloan'ny Zanak'isiraely.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 28

Jereo 2 Tantara 28:3 amin'ny teny manodidina.