2 Tantara 28:4 MG1865

4 Ary namono zavatra hatao fanatitra izy sady nandoro ditin-kazo manitra teny amin'ny fitoerana avo koa sy teny an-tampon'ny havoana ary teny ambanin'ny hazo maitso rehetra.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 28

Jereo 2 Tantara 28:4 amin'ny teny manodidina.