2 Tantara 28:6 MG1865

6 Fa Peka, zanak'i Remalia, nahafaty olona roa alina sy iray hetsy indray andro tamin'ny Joda, dia lehilahy mahery avokoa, noho ny nahafoizan'ireny an'i Jehovah, Andriamanitry ny razany.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 28

Jereo 2 Tantara 28:6 amin'ny teny manodidina.