2 Tantara 29:11 MG1865

11 Ry zanako, aza malaina ianareo; fa ianareo no nofidin'i Jehovah hijanona eo anatrehany hanompo Azy ka ho tonga mpanao fanompoam-pivavahana sy mpandoro ditin-kazo manitra ho Azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 29

Jereo 2 Tantara 29:11 amin'ny teny manodidina.