2 Tantara 29:12 MG1865

12 Dia nitsangana ny Levita, dia Mahata, zanak'i Amasay, sy Joela, zanak'i Azaria, tamin'ny taranaky ny Kehatita; ary tamin'ny taranak'i Merary dia Kisy, zanak'i Abdia, sy Azaria, zanak'i Jehalalila; ary tamin'ny Gersonita dia Joa, zanak'i Zima, sy Edena, zanak'i Joa;

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 29

Jereo 2 Tantara 29:12 amin'ny teny manodidina.