2 Tantara 29:15 MG1865

15 Ary namory ny rahalahiny izy, ka dia samy nanamasina ny tenany avy, dia tonga araka ny didin'ny mpanjaka noho ny tenin'i Jehovah mba hanadio ny tranon'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 29

Jereo 2 Tantara 29:15 amin'ny teny manodidina.