2 Tantara 29:16 MG1865

16 Ary ny mpisorona niditra tao amin'ny efitra anatiny amin'ny tranon'i Jehovah mba hanadio azy, ka navoakany ny loto rehetra izay hitany tao an-tempolin'i Jehovah ho eo an-kianjan'ny tranon'i Jehovah. Ary ny Levita kosa nandray ireny havoakany ho any amin'ny lohasahan-driaka Kidrona.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 29

Jereo 2 Tantara 29:16 amin'ny teny manodidina.