2 Tantara 29:18 MG1865

18 Dia niditra tao amin'i Hezekia mpanjaka izy ka nanao hoe: Efa voadionay avokoa ny tranon'i Jehovah sy ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana mbamin'ny fanaka rehetra momba azy ary ny latabatry ny mofo aseho mbamin'ny fanaka rehetra momba azy koa.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 29

Jereo 2 Tantara 29:18 amin'ny teny manodidina.