2 Tantara 29:19 MG1865

19 Ary ny fanaka rehetra izay novetavetain'i Ahaza mpanjaka tamin'ny nanotany, fony izy mbola nanjaka, dia efa namboarinay sy nohamasininay, koa indreo izy eo anoloan'ny alitaran'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 29

Jereo 2 Tantara 29:19 amin'ny teny manodidina.